16 lines
542 B
Markdown
16 lines
542 B
Markdown
# ireo zava-mahatsiravina ireo
|
|
|
|
"ireo zavatra maharikoriko ireo"
|
|
|
|
# Fa izany no faharatsiana
|
|
|
|
Io dia manondro "ireo zava-mahatsiravina"
|
|
|
|
# Noho izany dia mitandrema
|
|
|
|
"Koa tandremo ny fankatoavana Ahy"
|
|
|
|
# mba tsy haloan'ny tany ihany koa ianareo ...tahaka ny nandoavany ny vahoaka
|
|
|
|
Ny faneren'Yaveh ny fanesorana ireo vahoka eo amin'ny tany dia resahina toy ny hoe olona mando vahoaka ilay tany. Jereo ny nandikanao io sarin-teny io ao amin'ny 18:24. DH: "mba tsy hanereko anareo hiala tsy ho amin'ny tany ...araka ny nanesorako ireo vahoaka"
|