plt_tn/lev/17/07.md

8 lines
457 B
Markdown

# fa tamin'izany no nanaovan'izy ireo fijangajangana
Ny olona izay tsy mahatoky amin'i Yaveh amin'ny alalan'ny fanompoana andriamanitra tsy marina dia resahina toy ny manao toy ny lehilahy izay mamitaka ny vadiny amin'ny alalan'ny fijangajangana. DH: "fa tamin'izany no tsy nitokian'izy ireo tamin'i Yaveh"
# lalàna maharitra eo amin'izy ireo hatramin'ny taranaka fara-mandimbiny izany
Adikao tahaka ny nanaovanao azy ao amin'ny 3:15 io andian-teny io.