plt_tn/lev/16/11.md

384 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i mosesy sy Arona ny amoin'ny tsy maintsy atao amin'ny Andro Fanavotana.

tsy maintsy mamono ilay vantontr'omby lahy

Arona dia hitaty ny ràn'ilay vantotr'omby amin'ny lovia jobo mba hahafahany mamafy izay eo amin'ny saron'ny fanaovana fanavotana avy eo. Ny dika fenon'io fanambarana dia azo atao mazava.