plt_tn/lev/15/19.md

12 lines
313 B
Markdown

# fadimbolana ...fotoana
Ireo dia samy manondro ny fotoana izay mampisy rà mivoaka mivoaka avy ao an'kibon'ny vehivavy.
# dia hitohy mandritry ny fito andro ny fahalotoany
"haloto hatrany izy"
# dia haloto
Ny olona na zavatra izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.