plt_tn/lev/14/48.md

8 lines
211 B
Markdown

# nandalorana ilay trano
Dh :"nanisy tanimanga vaovao tamin'ireo vato ny tompony"
# hanambara izy fa madio ny trano
Ny toerana izay mendrika ny ho sahanin'ny olona dia resahina toy ny hoe madio ara-bakiteny.