plt_tn/lev/14/21.md

444 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona rehefa misy olona sasana aretin-koditra.

tsy mahatakatra

"tsy manana vola ampy mba hividianana"

mba haevaheva ...ho an'ny tenany

DH: "izay hahevahevan'ny mpisorona ...ho azy"

iray am-pahafolon'ny efaha

am-pahafolon'ny efaha - Ny ireo am-pahafolon'ny efaha dia 22 litatra.

loga

Ny iray loga dia 0,31 litatra.