plt_tn/lev/11/26.md

28 lines
935 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina.
# Ny biby rehetra ... dia maloto ho anareo
Ireo biby izay nambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny ireo.
# mivaky kitro
Io dia midika ny kitro izay mivaky roa raha tokony ho iray ihany. Jereo ny nandikanao azy ireo ao amin'ny 11:3.
# mamerin'ota
Io dia midika ireo biby izay mamerina ny sakafo avy any amin'ny vavoniny ka averiny tsakoina indray. Jereo ny nandikanao azy ireo ao amin'ny 11:3.
# Izay rehetra mikasika azy ireny dia haloto
Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra nohon'ny fikasihana ny iray tamin'ny fatin'ireo biby ireo dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny izy.
# tongotra
tongotra biby misy hoho maranitra
# mandra-paharivan'ny andro
"mandra-pilentiky ny masoandro"