plt_tn/lev/10/01.md

871 B

Nadaba sy Abiho

Ireo dia anaran'ny zanaka lahin'i Arona.

fitondran'afo

vata tsy dia lalina izay ampiasaina'ireo mpisororna hitiondrana vain'afo na ditin-kazo manitra

nanisy afo teo amin'izany

"nanisy vain'afo teo amin'izany"

Avy eo izy ireo nanolotra afo tsy nekena teo anatrehan'i Yaveh, izay tsy nandidiany azy ireo mba ho atolotra

"Kanefa tsy neken'i Yaveh ny fanatitr'izy ireo satria tsy nifanaraka tamin'izay nandidiany azy ireo mba hatolotra"

afo tsy nekena

"afo tsy neken'i Yaveh"

Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan'i Yaveh

"koa nandea afo Yaveh"

nivoaka avy teo anatrehan'i Yaveh

"nivoaka vy tao amin'i Yaveh"

nandevona azy ireo

Ny fandoran'ny afo tanteraka ny olona dia resahina toy ny hoe nandevona na nanafoana azy ireo tanteraka ilay afo.

maty teo anoloan'i Yaveh izy ireo

"maty teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh izy ireo"