plt_tn/lev/08/22.md

12 lines
647 B
Markdown

# ny ondry lahin'ny fanamasinana
Ny teny "fanamasinana" dia anarana. DH: "ny ondry lahy ho fanokanana an'i Arona sy ireo zanany lahy ho amin'ny fanompoana an'Andriamanitra"
# nametraka ny tanany tamin'ny loha
Io dia fihetsika izay mampiseho an'i Arona sy ireo zanany lahy miaraka amin'ny biby izay atolotr'izy ireo. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby izy ireo. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3.
# naka tamin'ilay ràny i Mosesy
Io dia midika fa nitaty ny rà tao amin'ny lovia jobo i Mosesy raha nijininiaka avy tamin'ilay biby izany. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo ataov mazava.