plt_tn/lev/08/18.md

279 B

nametraka ny tanany teo amin'ny loha

Io dia fihetsika izay mampiseho an'i Arona sy ireo zanany lahy miaraka amin'ny biby izay atolotr'izy ireo. Manolotra ny tenany amin'io fomba io ho an'i Yaveh amin'ny alala'ny biby izy ireo. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 1:3.