plt_tn/lev/05/05.md

8 lines
257 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# ny mpisorona dia hanao fanavotana ho azy
Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "hanavotra ho azy ilay mpisorona"