plt_tn/lev/02/14.md

572 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona mba ho azony ekena ny fanatitr'izy ireo

izay natono tamin'ny afo sy nopotehina

DH: "izay nandrahoinao tamin'ny afo ary nopotehina avy eo"

fanati-pahatsiarovana

Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao an'io tao amin'ny 2:1.

Izany no fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh

DH:"Izany no fanatitra dorana ho an'i Yaveh"