plt_tn/lev/02/01.md

32 lines
824 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# ho koba tsara toto
"ho koba tsara toto indrindra" na "ho koba tsara indrindra"
# koba
vovoka vita amin'ny varim-bazaha
# Hitondra ...izy
"tsy maintsy mitondra ...izy"
# haka ...tanana
"haka izay zakan'ny tanany"
# fanati-pahatsiarovana
Ny iray tanana amin'ny fanatitra voa dia mampiseho ilay fanatitra voa iray manontolo. Izany hoe ilay fanatitra manontolo dia an'i Yaveh.
# Hamoka hanitra malefaka ho an'i Yaveh izany
Ny fahafahampon'i Yaveh amin'ny mpanompo tso-po manatitra ny fanatitra dia resahina toy ny hoe afapo ny amin'ilay hanitr'ilay fanatitra dorana Yaveh. Jereo ny nandikanao an'io tao amin'ny 1:7.
# ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Azy
DH: "ho fanatitra dorana ho Ahy izany"