plt_tn/lam/05/15.md

4 lines
195 B
Markdown

# Nilatsaka avy eny an-dohanay ny satro-boninahitra
Ireo mety ho heviny dia 1) "Tsy manao voninkazo eo an-dohanay amin'ny fankalazana intsony izahay" na 2) "Tsy manana mpanjaka intsony izahay."