plt_tn/lam/05/13.md

12 lines
303 B
Markdown

# ireo loholona
lehilahy izay tsy "lehilahy mahery" intsony
# ny vavahadin'ny tanàna
eo amin'izay hanomezan'ireo loholona torohevitra ara-dalàna, nefa eo amin'izay hihaonan'ny olona ara-piarahamonina ihany koa
# ny zava-manenon'izy ireo
anisan'ny fiainam-piarahamonina eo am-bavahadin'ny tanàna