plt_tn/lam/04/17.md

401 B

Pahina ny masonay, miandry vasoka izay hanampy anay

Ireo mety ho heviny dia 1) nitady olona mba hanampy azy izy ireo, fa tsy nisy fanampiana mba tonga na 2) mbola nitady vonjy tamin'ny olona izay tsy afaka ny hanampy azy ireo mihitsy izy ireo.

Nanaraka ireo dianay izy ireo

DH: "Nanaraka anay tamin'izay rehetra nalehanay ireo fahavalonay"

ny fiafaranay

DH: "Ny fotoana izay hahafatesanay"