plt_tn/lam/04/11.md

524 B

Naneho ny hatezerany rehetra i Yaveh; nandrotsaka ny fahatezerany masiaka Izy

Tena tezitra i Yaveh, ka nanao ny zavatra rehetra izay tiany atao mba hanehoana ny hatezerany.

nandrotsaka ny fahatezerany masiaka Izy

Tahaka ny tsiranoka mahamay, mandoro izay miraraka ny hatezeran'Andriamanitra.

Nandrehitra afo tao Ziona

Ireo mety midika ho iray amin'ireto 1) fa tahaka ny afo izay nandrava an'i Jerosalema ny hatezeran'Andriamanitra, na 2) fa nasian'Andriamanitra handoro an'i Jerosalema amin'ny afo ireo fahavalo.