plt_tn/lam/04/07.md

959 B

Ireo mpitarika azy dia nadio kokoa noho ny oram-panala, fotsy kokoa noho ny ronono

Ireo mety ho heviny dia 1) "Tsara jerena ireo mpitarika anay teo aloha" (UDB) satria salama ara-batana izy ireo na 2) tia ireo mpitarika azy ireo ny olona satria madio fitondran-tena tahaka ny oram-panala vaovao sy ronono fotsy tsy mitapoka ireo mpitarika.

Ireo mpitarika azy

Ireo mpitarika ao Jerosalema

mena midorehitra

hita ho salama

haran-dranomasina

vato mafy mena izay zavatra avy ao amin'ny ranomasina nampiasaina mba atao firavaka

safira

vato manga lafo vidy anaovana firavaka

Ny endrik'izy ireo ankehitriny dia maizina noho ny molaly

Io dia mety midika hoe 1) fa nanamaizina ny hoditr'ireo mpitarika ny masoandro na 2) fa nandrakotra ny endrik'izy ireo ny molaly avy amin'ny afo izay nandoro an'i Jerosalema.

tsy fantatra...izy ireo

DH: "Tsy nisy nahalala azy ireo"

lasa maina toy ny hazo

satria tsy nanan-tsakafo sy rano ampy izy ireo