plt_tn/lam/03/58.md

621 B

niaro ny adiko Ianao, nanavotra ny aiko Ianao!

Io dia manambara sarin'ny efitrano fitsarana, izay hitsarana ny mpiteny. Amin'io sary io, dia miady ho azy, tahaka ny mpanao lalàna izay miady ho an'ny olona arovany Andriamanitra. DH: "niady ho ahy teo amin'ny fitsarana Ianao"

tsarao ny adiko

Eto Andriamanitra dia tsy natao sary tahaka ny mpanao lalàna intsony, fa tahaka ny mpitsara indray.

faniratsiran'izy ireo, ny teti-dratsy rehetra nataon'izy ireo tamiko

Ireo andianteny roa ireo dia misy heviny iray ihany ary nampiarahina mba hanindriana.

renao ny latsan'izy ireo

DH: "nandre azy ireo naneso ahy"