plt_tn/lam/03/25.md

387 B

ireo izay miandry Azy

Ireo mety ho heviny dia 1) "ny rehetra izay miankina Aminy" (UDB) na 2) "ny olona izay miandry am-paharetana ny mba hiasany."

ireo izay mitady Azy

DH: "ny olona izay mitady Azy"

hitondrany ny zioga

"mijaly"

apetraka eo aminy izany

"apetraka eo aminy ny zioga"

hametraka ny vavany eny amin'ny vovoka

DH: "niankohoka ary eo amin'ny tany ny vavany"