plt_tn/lam/02/17.md

4 lines
168 B
Markdown

# nasandrany ny tandrok'ireo fahavalonao
Eto ny hoe "tandroka" (izany dia, tandroka biby) dia midika hoe hery matetika. DH: "nampitombo ny herin'ireo fahavalonao Izy"