plt_tn/lam/02/13.md

463 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manomboka miteny amin'i Jerosalema ny mpanoratra.

Inona no azoko lazaina...Jerosalema?

"Tsy misy zavatra azoko ambara...Jerosalema."

zanakavavin'i Jerosalema

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

Amin'ny inona ianao no ampitahaiko...Ziona?

"Tsy misy zavatra izay azoko ampitahana anao...Ziona."

Iza no afaka hanasitrana anao?

"Tsy misy afaka manasitrana anao."