plt_tn/lam/02/10.md

8 lines
171 B
Markdown

# zanakavavin'i Ziona
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.
# Nipetraka...tamin'ny tany
mba hanehoana fa misaona izy ireo