plt_tn/jos/21/32.md

307 B

Avy amin'ny fokon'i Naftaly, no nanomezan'izy ireo an'i Gersona Kadesy

D.H: "Nandray avy amin'ireo fokon'i Naftalia Kedesa ireo fokon'i Gersona"

Gersona

Ity dia anaran'olona.

Hamotadora... Kartana

Ireo dia anaran-tanàna.

Tanàna telo ambin'ny folo raha atambatra

"tanàna 13 ny fitambarany"