491 B
491 B
vy amin'ny an-tsasaky ny fokon'i Manase, no nanomezana hoan'ny fokon'i Kehata an'i Tanaka
D.H: "Ny atsasakin'ny fokon'i Manase natolotra tamin'ny fokon'i Kehata an'i Tanaka"
Tanaka... Gata-rimona
Ireo dia anaran-tanàna.
tanàna roa... tanàna folo raha atambatra
Isan'ny ny tanàna anaty lisitra
fokon'i Kehata... fokon'i Kehatita
Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata.