438 B
438 B
Avy tamin'ny fokon'i Dana, no nanomezana hoan'ny fokon'i Kehata an'i Elteke
D.H: "Ny fokon'i Dana dia natolotra tamin'ny fokon'i Kohata Elteke"
fokon'i Kehata
Ity mpisorona ao amin'ity vondrona ity dia taranak'i Levy zanak'i Kehata. Ny anjaran'izy ireo dia tarank'i Arona ihany koa, zafikelin'i Kehata
Elteke... Gibetona... Aialona... Gata-rimona
Ireo dia anran-tanàna.
tanàna efatra
Ity dia maneho ny isan'ireo tanàna.