16 lines
467 B
Markdown
16 lines
467 B
Markdown
# indro
|
|
|
|
Ity midika hoe "henoy". Ity teny ity dia manampy fanamafisana tamin'izay niteny manaraka.
|
|
|
|
# nandritra ny nandehanan'Israely tany an'efitra
|
|
|
|
"nandritry ny nandehanan'ny vahoakan'Israely tany an'efitra"
|
|
|
|
# Ny tanjako amin'izao dia toy ny tanjako tamin'izany
|
|
|
|
"Mbola matanjaka hatrany aho amin'izaho toy ny tamin'izany"
|
|
|
|
# tamin'ny nandeha sy niverina.
|
|
|
|
Ity dia fomba fiteny iray izay maneho ny fatao andavan'andro. D.H: "ho an'ireo zavatra ataoko isan'andro"
|