572 B
572 B
nanome lova tamin'ny atsasaky ny fokon'i Manase
Ny tany izay notendren'i Mosesy tamin'ny atsasaky ny fokon'i Manase dia voalaza fa izany no lova izay nomeny azy ireo ho fananana maharitra.
atsasaky ny fokon'i Manase
Ny atsasaky ny foko ihany no nandray izany tany izany satria ny atsasany hafa dia nandray tany teo amorony hafan'ny Reniranon'ny Jordana.
Izany dia notendrena
D.H: "Nanendry izany i Mosesy"
Mahanaima...Jaira...Astarta...Edrehy
Ireo dia anaran-toerana.
Ireo no voatendry
D.H: "Ireo no notendren'i Mosesy"
Makira
Ity dia anaran'olona.