12 lines
567 B
Markdown
12 lines
567 B
Markdown
# manolotra azy ireo amin'Israely rehetra tahaka ny olona maty Aho
|
|
|
|
Yaveh manome fahefana an'Israely mba handresy ny miaramila fahavalo ary hamono ireo miaramila rehetra izay voalaza tahaka ny namonoan'i Yaveh ireo miarmaila ary avy eo nanolotra azy ireo tamin'Israely. D.H: "Manome fahefana an'Israely Aho hamono azy rehetra amin'ny ady"
|
|
|
|
# Ho vonoinao ny soavalin'izy ireo
|
|
|
|
"Handringa ireo soavaliny amin'ny fanapahana ny tongotr'izy ireo."Izany dia fampiarana rehefa manapaka ny oza-tongony mba tsy afahan'ireo soavaly mamindra.
|
|
|
|
# Meroma
|
|
|
|
Ity dia anaran-toerana.
|