plt_tn/jos/10/36.md

12 lines
600 B
Markdown

# Eglona
Ity dia anaran-tanàna.
# Nambabo azy izy ireo ary namely ny olona rehetra tamin'ny sabatra
Ny sabatra dia manambara ny miaramilan'Israely ary ny famelezana dia maneho ny hevitra famonoana sy fahapotehina. D.H: "Nambabo izy ireo ary namono sy nandringana."
# Naringan'izy ireo tanteraka ny zava-miaina rehetra tao, tsy nisy navela niangana...Naringany tanteraka izany, sy ireo zava-miaina rehetra tao aminy.
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho amin'ny fanasongadinana. Nasongadin'izy ireo miaraka ny fahapotehina tanterak'i Hesbona.