plt_tn/jos/09/06.md

417 B

lehilahin'Israely

Izany dia maneho ny firenen'Israely manontolo.

ireo Hivita

Izany dia anarana hafa ho an'ireo Gibeonita

Angamba ianareo monina akaiky anay ihany. Hataonay ahoana ny hanao fifanekena aminareo?

Josoa dia manasongadina fa ny vahoakan'Israely dia tsy maintsy manaraka ny didin'i Yaveh ambonin'ny rehetra. D.H: "Raha mitoetra miaraka aminareo izahay, dia tsy afaka ny hanao fanekena aminareo."