plt_tn/jos/08/34.md

8 lines
244 B
Markdown

# Tsy nisy na dia teny iray aza tsy novakian'i Josoa tamin'ireo nandidian'i Mosesy
D.H: "Novakian'i Josoa ny teny rehetra izay nandidian'i Mosesy" na "Novakian'i Josoa ny lalàn'i Mosesy rehetra"
# Israely
Ity dia maneho ny firenen'Israely.