28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
# Namela ny tenan'izy ireo ho resy teo anoloan'izy ireo
|
|
|
|
"Namela ny tenan'izy ireo ho resy teo anoloan'ny vahoakan'ny Ay." Ny fehezanteny "teo anoloan'izy ireo" dia maneho izay tsy maintsy hijerevana sy hieritreretan'ny vahoakan'ny Ay. D.H: "Namela ny vahoakan'ny Ay hieritreritra fa ny Israelita dia resy"
|
|
|
|
# Namela ny tenan'izy ireo ho resy teo anoloan'izy ireo
|
|
|
|
Ny fehezanteny "resy" dia afaka atao tso-draditra. D.H: "Avelao ny vahoakan'ny Ay hieritreritra fa efa naharesy ny vahoakan'Israelita izy ireo"
|
|
|
|
# anoloan'izy ireo... nanenjika taoriana izy ireo...voaroaka lavitra ny
|
|
|
|
Ny teny "azy ireo" sy "izy ireo" eto dia maneho ny miaramilan'ny Ay.
|
|
|
|
# nandositra izy ireo...hanenjika azy ireo
|
|
|
|
Ny teny "izy ireo" sy "azy ireo" eto dia maneho ny miaramilan'ny Israely.
|
|
|
|
# Ny olona rehetra izay tao an-tanàna dia nifampiantso
|
|
|
|
D.H: "Ny lehiben'ny tanàna dia niantso ny vahoaka rehetra miaraka tao an-tanàna"
|
|
|
|
# Ny olona rehetra izay tao an-tanàna
|
|
|
|
Ny mpanoratra dia miresaka ny fomba amin'ny ankapobeny ny momba ny vahoaka, saingy ho an'ny olona rehetra izay afaka miady izany. D.H: "Ny vahoakan'ny tanàna rehetra izay afaka manaraka ny miaramilan'ny Israely"
|
|
|
|
# namela izany hivoha
|
|
|
|
"namela ny vavahadin'ny tanàna hivoha"
|