plt_tn/jos/08/13.md

12 lines
307 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miomana ny hiady amin'ny vahoakan'ny Ay ny Israelita.
# ny tafika lehibe
Ity dia maneho ny vondrona lehiben'ny fiadivan'ny lehilahy, ireo dia tsy ao anatin'ny vondron'ny fiafenana.
# mpiandry vodi-lalana
Ireo dia "apetraka ao am-piafenana eo andrefan'ny tanàna"