751 B
751 B
lehilahy telo arivo no niakatra avy amin'ireo tafika
Ireo dia anisan'ny miaramila. D.H: "lehilahy telo arivon'ireo miaramila no niakatra"
lehilahy telo arivo...enina amby telopolo lahy
lehilahy enina-"3,000 lahy...36 lahy"
Natahotra ny fon'ireo vahoaka...niala tamin'izy ireo ny herim-pony.
Ireo fehezanteny roa ireo dia mizara mazava tsara ny dikany ary natambatra mba anasosongadina fa tena natahotra loatra ny vahoaka.
Natahotra ny fon'ireo vahoaka
Ny tenan'ireo vahoaka natahotra dia voalaza toy ny fahatahoran'ny fon'izy ireo. D.H: "Natahotra mafy ireo vahoaka"
ny fon'ireo vahoaka
Ny fehezanteny "ny vahoaka" dia maneho ireo miaramila Israelita.
niala tamin'izy ireo ny herim-pony.
"tsy nanana herim-po intsony izy ireo"