12 lines
515 B
Markdown
12 lines
515 B
Markdown
# Nivoaka avy tao Jordana
|
|
|
|
Ity dia maneho raha vao nandalo ny Reniranon'ny Jordana ny Israely teo amin'ny tany maina.
|
|
|
|
# tamin'ny andro fahafolon'ny volana voalohany
|
|
|
|
Ity dia volana voalohan'ny tetiaran'ny Hebreo. Ny andro faha folo dia akaikin'ny faran'ny Martsa eo amin'ny tetiarana tandrefana.
|
|
|
|
# Ireo vato roa ambin'ny folo izay nalain'izy ireo avy tao Jordana
|
|
|
|
Ny foko tsirairay dia maka vato iray avy ao amin'ny Reniranon'ny Jordana ka afahan'i Josoa manangana fahatsiarovana amin'ny fandalaovan'ny tanatara.
|