416 B
416 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Omen'i Yaveh ireo karazana baiko i Josoa
Mahereza sy matanjaha.
Yaveh nibaiko an'i Josoa mba handresy ny tahony amin'ny tanjany.
Aza miala amin'izany na ho amin'ny anakavia na ho amin'ny ankavanana
Izany dia mety afaka ilazana baiko tsara. D.H: "Araho tanteraka izany" na "Araho tantreraka izy ireo"
mba hahomby
"tratraro ny tanjonao" na "tongava amin'ny tanjonao"