28 lines
1007 B
Markdown
28 lines
1007 B
Markdown
# Yaveh
|
|
|
|
Izany dia ananran'Andriamanitra izay niseho tamin'ny vahoaka tany amin'ny testamenta taloha. Jereo ny pejy dikan-teny mahakasika an'i Yaveh hoe ahoana no handikana izany.
|
|
|
|
# Nona
|
|
|
|
Rain'i Josoa
|
|
|
|
# Mità an'ity Jordana ity
|
|
|
|
"Mità" dia midika hoe "Mandeha andilan'ny renirano." D.H: "Mandeha avy any an-tsisiny ka hatrany amin'ny andilanèny Jordana"
|
|
|
|
# Ianao sy ity vahoaka ity
|
|
|
|
Ny teny "ianao" dia maneho an'iJosoa.
|
|
|
|
# Efa nomeko anao ireo toerana rehetra
|
|
|
|
Omen'Andriamanitra an'ireo Israelita ny tany amin'ny ho avy efa noresahina araka ny efa nomeny azy azy ireo tany amin'ny lasa. Ity fanehoana izay homeny azy ireo tanteraka. D.H: "Homeko anao ny toerana rehetra"
|
|
|
|
# Efa nomeko anareo
|
|
|
|
Ny teny "ianareo" dia maneho an'ny Josoa sy ny tanànan'Israely mitambatra.
|
|
|
|
# Ny tanàna rehetra izay handehanan'ny tongotrareo
|
|
|
|
Izany dia maneho ireo tanàna rehetra handehanan'i Josoa sy ireo Israelita rehefa manadalo ny reniranon'ny Jordana izy ireo. D.H: "Na aiza na aiza alehanareo amin'ity tany ity."
|