plt_tn/jon/04/10.md

842 B

Hoy Yaveh

"Hoy Yaveh tamin'i Jona"

tsy tokony hangoraka an'i Ninive, ilay tanàna lehibe... biby fiompy

Mampiasa io fanontaniana io Andriamanitra mba hampisongadinana fa tokony hangoraka an'i Ninive izy. DH: "Tena tokony hangoraka an'i Ninive Aho, io tanàn-dehibe izany... biby fiompy."

izay misy mihoatra

Azo anombohana fehezanteny vaovao ihany koa izany. DH: "Misy maro ao" na "Misy maro izany"

vahoaka ny zato sy roa alina

vahoaka 120 000

izay tsy mahalala ny fahasamihafana eo amin'ny tanana ankavanana sy ny tanana ankavian'izy ireo

Mety ho fomba hilazana hoe "tsy afaka hilaza ny fahasamihafana eo amin'ny sy ny diso" izany.

ireo biby fiompy maro ihany koa

Manondro ny halalin'ny fibebahan'i Ninive ny mpanoratra mba hanitarany fa Yaveh dia manamarika ny fandraisan'ny biby anjara amin'ny hetsiky ny fibebahana.