plt_tn/jon/04/06.md

365 B

teo ambonin'i Jona hanalokaloka ny lohany

"tambonin'ny lohan'i Jona ho fialofana"

mba hanamaivana ny fahoriany

"mba hiaro an'i Jona tamin'ny hain'andro"

Saingy nanomana kankana Andriamanitra

"Nandefa kankana Andriamanitra" (UDB)

Namely ny hazo izany

"Nihinana ny hazo ny kankana"

dia maina ilay hazo

Maina ilay hazo ka maty. DH: "maty ilay hazo"