plt_tn/jon/04/04.md

433 B

Mety ve izao fahatezeranao loatra izao?

mampiasa io fanontaniana fampisainana io Andriamanitra mba hibedesana an'i Jona tamin'ny zavatra nahatezitra azy nefa tsy tokony ho hahatezitra akory. DH: "tsy mety ny fahatezeranao"

nivoaka ny tanàna

"nandao ny tanànan'i Ninive"

izay mety hanjo ny tanàna

"izay tokony hitranga ami'ny tanàna" (UDB). I Jonah dia te hahita an'Andriamanitra raha hamotika an'i Ninive izy na tsia.