plt_tn/jon/03/10.md

717 B

Hitan'Andriamanitra ny nataon'izy ireo

"Hain'Andriamanitra fa najanon'izy ireo ny fanaovany fihetsika ratsy"

niala tamin'ny lalan-dratsiny izy ireo

Miresaka momba ny vahoaka nanajanona ny fahotana ny mpanoratra toy ny hoe nanome lamosina tamin'ny zavatra iray izy ireo.

niova hevitra Andriamanitra ny amin'ny famaizana izay nolazainy hataony amin'izy ireo, ka tsy nataony izany

"Nanova ny heviny momba ny sazy izay nolazainy hataony amin'izy ireo Andriamanitra" na "nanapa-kevitra ny tsy hanasazy azy ireo araka ny nolazainy hatao amin'izy ireo Andriamanitra"

ka tsy nataony izany.

Afaka hazavaina izay saika hataon'Andriamanitra. DH: "ary tsy nanasazy azy ireo Izy" na "ary tsy namotika azy ireo Izy"