plt_tn/jon/03/06.md

1011 B

ilay vaovao

"ny hafatr'i Jona"

nitsangana avy teo amin'ny seza fiandrianany izy

"Taitra teo amin'ny seza fiandrianany izy" na "Nijoro avy eo amin'ny seza fiandrianany izy." nandao ny seza fiandrianany ny mpanjaka mba hanehoany fa nanao fihetsika mendrika izy.

seza fiandrianana

Ny seza fiandrianana dia seza izay ipetrahan'ny mpanjaka. Maneho izany fa izy no mpanjaka.

Nandefa fanambarana izy nilaza hoe

"Nandefa fanambarana ampahibemaso izy izay nilaza hoe" na "Nandefa ireo mpitondra hafany izy mba hanambara amin'ny mponin'i Ninive"

olo-manakajany

"mpanolotsaina" (UDB). Ireo dia olo-manan-danja izay nanampy ny mpanjaka hitondra ny tanàna.

omby na ondry aman'osy

Izany dia ilazana ireo karazam-biby izay iadidian'ny olona. DH: "omby sy ondry"

Aoka tsy hihinana izy ireo, na hisotro rano

"Tsy mahazo mihinana na misotro na inona na inona izy ireo." Ny anton'ny tsy hihinana na hisotroana dia azo azavaina rah aampiana hoe "mba hanehoana fa niala tsiny tamin'ny fahotany izy ireo"