plt_tn/jon/03/04.md

1.0 KiB

taorian'ny lalana iray andro dia niantso mafy izy

mety ho dikany ny hoe 1)"taorian'ny dian'i Jona iray andro dia niantso mafy izy" na 2) "raha mbola nandeha tamin'ny andro voalohany i Jona, dia niantso mafy izy."

taorian'ny lalana iray andro

"taorian'ny dia an-tongotra iray andro". Ny lalana iray andro dia halavirana izay tokony handehanan'ny olona ao anaty iray andro araka ny tokony ho izy. DH: "taorian'ny nandehanan'i Jona an-tongotra nandritry ny iray andro"

niantso mafy izy ary niteny hoe

"nitory izy" na "nitabataba izy"

efapolo andro

"40 andro"

Nanao lamba fisaonana avokoa izy rehetra

Ny anton'ny nanaovan'ny olona akanjo fisaonana dia ambara mazava kokoa. DH: "Nanao akanjo ratsy ihany koa izy ireo mba hanehoana fa niala tsiny tamin'ny fanaovana ota izy." (UDB)

hatramin'ny lehibe indrindra ka hatramin'ny kely indrindra amin'izy ireo

"hatramin'ny olona manan-danja indrindra ka hatramin'ny olona tsy manan-danja indrindra" na "tafiditra ao ny olona manan-danja rehetra sy ny olona tsy misy dikany rehetra" (UDB)