plt_tn/jon/03/01.md

1.1 KiB

tonga ny tenin'i Yaveh

Fomba fiteny hilazana izany fa miteny Andriamanitra. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 1:1. DH: "Niteny ny hafany Andriamanitra."

ny tenin'i Yaveh

Et ny hoe "teny" dia manambara ny hafatr'i Yaveh. DH: "ny hafatr'i Yaveh."

Mitsangàna, mandehana mankany Ninive, ilay tanàna lehibe

"Mandehana any amin'ny tanan-dehiben'i Ninive"

Mitsangàna

Ilazana ny fialana amin'ny toerana nisy azy izany.

torio aminy ny hafatra izay andidiako anao.

"teneno amin'ny olona izay noteneniko anao hotenenina amin'izy ireo."

Ary dia nitsangana Jona ka nankany Ninive tamin'ny fankatoavana ny tenin'i Yaveh

"Tamin'io fotoana io dia nankatò an'Andriamanitra i Jona ary nandeha tany Ninive."

Ary dia nitsangana Jona

"ka nandao ny moron-tsiraka i Jona." Ny hoe "mitsangana" dia ilazana ny fandaozana ny toerana nisy an'i Jona.

Ary

Ampiasaina eto ity teny ity mba hanamarika ny fiovana eo amin'ny tantara ho amin'ny fampahafantarana ny momba an'i Ninive.

iray amin'ireo lalana hateloana.

"tanàna amin'ny lalana hateloana." Tsy maintsy mandeha telo andro ny olona raha tena handeha any.