plt_tn/jon/02/07.md

746 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Tohin'ny vavak'i Jona izay nanomboka tao amin'ny 2:1 izany.

nahatsirao an'i Yaveh aho

Hatramin'ny nivavahan'i Jona tamin'i Yaveh, ho mazava kokoa izany amin'ny fiteny sasany rah alazaina hoe "nisaintsaina Anao aho, ry Yaveh:" na "Ry Yaveh, nisaintsaina Anao aho" (UDB)

dia tonga teo Aminao ny vavaka nataoko, tao amin'ny tempolinao masina.

Lazain'i Jona ho toy ny afaka nandeha tany amin'Andriamanitra tao an-tempoliny ny fivavany. DH: "dia naheno ny fivavako tao amin'ny tempolinao masina Ianao"

Ireo izay mihaino andriamanitra tsy misy dikany

"Ny olona izay mihaino andriamanitra tsy misy dikany."

manary ny fahatokianao manoloana azy ireo

"dia manary Anao, izay mahatoky amin'izy ireo."