plt_tn/jon/02/03.md

954 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Tohin'ny vavak'i Jona izay niantomboka ao amin'ny 2:1 ity. Ao amin'ny andininy faha 4 dia niteny zavatra efa nivavahany talohan'io vavaka io izy.

tany amin'ny lalina aho, tany amin'ny farany lalin'ny ranomasina

Miresaka momba ny fidadasiky ny ranomasina izay nisy an'i Jona izany.

tany amin'ny farany lalin'ny ranomasina

"any amin'ny fanambanin'ny ranomasina."

nanodidina ahy ny herin-driaka

"nanakaiky ny manodidina ahy ny ranon'ny ranomasina."

ny onja sy alon-dranonao

Korontana eo amin'ny velaran'ny ranomasim-be ireo.

Voaroaka aho

Azo atao tso-drafitra izany. DH: "Nandroaka ahy Ianao" na "Noroahinao aho"

tsy ho eo anoloan'ny masonao

"avy aminao." Raha niteny hoe "masonao" i Jona dia niresaka ny momba an'Andriamanitra manontolo izy.

kanefa dia mbola hitodika hanatrika ny tempolinao masina

Nanantena izany i Jona, na dia eo aza ireo nolalovany rehetra, dia hahita ny tempoly izy.