plt_tn/jon/01/11.md

907 B

hoy izy ireo tamin'i Jona hoe

"ireo lehilahy tao an-tsamba dia niteny tamin'i Jona" na "ireo tantsamba dia niteny tamin'i Jona"

atao aminao mba hampilamina ny ranomasina

"atao aminao mba hampitony ny ranomasina." (UDB)

niha-nanonja mafy dia mafy ny ranomasina

Izany no antony nanontanian'ireo lehilahy an'i Jona izay tokony hataon'izy ireo. Ny antony dia mety ho hita ao amin'ny fiandohan'ny andininy 11 ao amin'ny UDB ihany koa.

satria fantatro fa noho izaho no mahatonga izao tafio-drivotra izao hitranga aminareo

"satria fantatro fa hadisoako izao loza lehibe izao"

Na dia izany aza, dia namohy mafy ireo lehilahy mba hampiverina azy ireo eny an-tanety,

Tsy te hanary an'i Jona any an-dranomasina ireo lehilahy, ka namohy mafy izy ireo toy ny nandavaka ny rano mba hiverenana an-tany.

niha-nahery ny ranomasina

"niha-ratsy ny tafio-drivotra, ary niha-lehibe ny onjan-dranomasina."