plt_tn/jol/03/04.md

842 B

Fampahafantarana amin'ny anakapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'ny firenena izay manodidina an'ny Israely Andriamanitra.

nahoana no tezitra Amiko ianareo

Mampiasa ity fanontaniana ity Andrimanitra handatsàna ny vahoakan'ny Tyra, Sidona, Filista. D.H: "tsy manana ny marina ho tezitra amiko ianareo"

Hamaly faty Ahy ve ianareo?

"hanao valifaty amiko ve ianareo?" mampiasa ity fanontaniana ity Andriamanitra mba hampisainana ny olona ny momba izay ho ataon'izy ireo. D.H: "Mihevitra ianareo fa afaka hamaly faty Ahy"

ho averiko eo amin'ny lohanareo avy hatrany ny sazinareo

Eto ny teny "loha" dia maneho olona iray. Ny valifaty izay nokasain'izy ireo hatao tamin'i Yaveh, dia hataony mitranga eo amin'izy ireo. D.H: "Ho ampijaliako noho ny valifaty izay nokasainareo atao amiko ianareo"

sazinareo

"valifaty" na "fanonerana"