12 lines
392 B
Markdown
12 lines
392 B
Markdown
# tsy misy mitovy amin
|
|
|
|
"Tsy misy zava-boaary hafa mitovy amin'ny leviatana"
|
|
|
|
# Mahita ny zavatra rehetra izay mirehareha izy
|
|
|
|
"tena mirehareha tokoa izy"
|
|
|
|
# izy no mpanjaka ambon'ireo zanaky ny fireharehana rehetra
|
|
|
|
Ny Leviatana dia resahina toy ny hoe olona izay afaka ny hirehareha sy lasa mpanjaka. DH: "Manana ny antom-pireharehana maro noho ny olona hafa eto ambony tany ny Leviatana"
|